forked from WA-Catalog/plt_tn
28 lines
1.1 KiB
Markdown
28 lines
1.1 KiB
Markdown
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
|
|
|
|
Manohy mteny amin'i Davida mba tsy ho tezitra i Abigaila.
|
|
|
|
# ity fanomezana
|
|
|
|
Ilay "fanomezana" amin'ny tena izy dia karazan-javatra maro.
|
|
|
|
# ny mpanomponao ... ny tompoko ... ny tompoko ... ny fahadisoan'ny mpanomponao ... ny tompoko ... ny tompoko
|
|
|
|
Ataon'i Abigaila toy ny hoe olona roa samihafa ny tenany sy Davida mba hampisehoana fa manaja an'i Davida izy. DH: "izaho ... ianao ... ianao ... ny fahadisoako ... ianao ... ianao"
|
|
|
|
# Ary aoka ity fanomezana ... hatolotra ho an'ireo zatovolahy
|
|
|
|
Maneho fanajana an'i Davida i Abigaila. Io dia azo adika hoe DH: "mba omeo an'ireo zatovolahy anie ity" na "aoka ny tompoko hanome ity ho an'ireo zatovolahy"
|
|
|
|
# fa hanangana fonenana azo antoka ho an'ny tompoko tokoa i Yaveh
|
|
|
|
Eto ny "fonenana" dia fomba fiteny ilazana ny "taranaka." DH: "Hataon'i Yaveh azo antoka fa manana taranaka izay ho mpanjaka lalandava ny tompoko"
|
|
|
|
# miady ny adin'i Yaveh
|
|
|
|
"miady amin'ny fahavalon'i Yaveh"
|
|
|
|
# ny ratsy dia tsy ho hita eny aminao
|
|
|
|
Io dia azo adika hoe DH: "tsy hisy hahita anao hanao zavatra ratsy mihitsy" na "tsy hanao zava-dratsy mihitsy ianao"
|