forked from WA-Catalog/plt_tn
24 lines
1.0 KiB
Markdown
24 lines
1.0 KiB
Markdown
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
|
|
|
|
Manohy manoro hevitra an'i Davida mba tsy hamaly faty i Abigaila.
|
|
|
|
# Aoka tsy hijery ... ny tompoko ... izaho mpanomponao ... zatovolahin'ny tompoko ... ny tompoko ... ny tompoko
|
|
|
|
Ataon'i Abigaila toy ny hoe olona roa samihafa ny tenany sy Davida mba hampisehoana fa manaja an'i Davida izy. DH: "Aza raisina .. aho ... ireo zatovolahinao ... tompoko ... ianao"
|
|
|
|
# Fa izaho ... dia tsy nahita ... izay nalefanao
|
|
|
|
Mety ilaina ny manazava izay ho nataon'i Abigaila. DH: "Fa raha ... nahita... izay nalefanao, dia nomeko sakafo izy ireo"
|
|
|
|
# fandatsahan-drà
|
|
|
|
famonoana
|
|
|
|
# famalian'ny tenanao tamin'ny tananao ihany ianao
|
|
|
|
Ny tanana dia ilazana izay ataon'ny olona amin'ny tanana. Raisin'i Abigaila fa tokony hamela an'i Yaveh hanao ny valifaty ho azy i Davida. DH: "fanaovan'ny tenanao ny valifaty fa tsy mamela an'i Yaveh hanao izany"
|
|
|
|
# aoka ireo fahavalonao ... ho tahaka an'i Nabala
|
|
|
|
Toy ny hoe efa nofaizin'i Yaveh i Nabala no firesak'i Abigaila. DH: "Antenaiko mba Yaveh no hanafay ny fahavalonao ... tahaka ny hamaizany an'i Nabala"
|