plt_tn/1sa/25/25.md

1.0 KiB

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Manohy manoro hevitra an'i Davida mba tsy hamaly faty i Abigaila.

Aoka tsy hijery ... ny tompoko ... izaho mpanomponao ... zatovolahin'ny tompoko ... ny tompoko ... ny tompoko

Ataon'i Abigaila toy ny hoe olona roa samihafa ny tenany sy Davida mba hampisehoana fa manaja an'i Davida izy. DH: "Aza raisina .. aho ... ireo zatovolahinao ... tompoko ... ianao"

Fa izaho ... dia tsy nahita ... izay nalefanao

Mety ilaina ny manazava izay ho nataon'i Abigaila. DH: "Fa raha ... nahita... izay nalefanao, dia nomeko sakafo izy ireo"

fandatsahan-drà

famonoana

famalian'ny tenanao tamin'ny tananao ihany ianao

Ny tanana dia ilazana izay ataon'ny olona amin'ny tanana. Raisin'i Abigaila fa tokony hamela an'i Yaveh hanao ny valifaty ho azy i Davida. DH: "fanaovan'ny tenanao ny valifaty fa tsy mamela an'i Yaveh hanao izany"

aoka ireo fahavalonao ... ho tahaka an'i Nabala

Toy ny hoe efa nofaizin'i Yaveh i Nabala no firesak'i Abigaila. DH: "Antenaiko mba Yaveh no hanafay ny fahavalonao ... tahaka ny hamaizany an'i Nabala"