plt_tn/1sa/24/16.md

266 B

ry Davida zanako

Ataon'i Saoly toy ny hoe zanany i Davida mba hampisehoana amin'i Davida fa tiany izy.

Nanandratra ny feony i Saoly ary nitomany

Soratan'ny mpanoratra toy ny hoe zavatra izay azon'ny olona asandratra amin'ny tanana ny feo. DH: "nitomany mafy"