# ry Davida zanako Ataon'i Saoly toy ny hoe zanany i Davida mba hampisehoana amin'i Davida fa tiany izy. # Nanandratra ny feony i Saoly ary nitomany Soratan'ny mpanoratra toy ny hoe zavatra izay azon'ny olona asandratra amin'ny tanana ny feo. DH: "nitomany mafy"