plt_tn/1sa/24/05.md

387 B

nampahory azy ny fon'i Davida

Fomba fiteny io. DH: "Nalahelo Davida satria nanao zavatra tsy mety"

ilay voahosotr'i Yaveh

"ilay iray izay nofidian'i Yaveh mba hitarika ny olony" na "ilay iray izay nataon'i Yaveh ho mpanjaka"

ny haninjirako ny tanako aminy

Ny tanana dia fibangoan-teny ilazana ny fahafahana manisy ratsy. DH: "hanisy ratsy azy amin'izay mety ho fomba rehetra"