# nampahory azy ny fon'i Davida Fomba fiteny io. DH: "Nalahelo Davida satria nanao zavatra tsy mety" # ilay voahosotr'i Yaveh "ilay iray izay nofidian'i Yaveh mba hitarika ny olony" na "ilay iray izay nataon'i Yaveh ho mpanjaka" # ny haninjirako ny tanako aminy Ny tanana dia fibangoan-teny ilazana ny fahafahana manisy ratsy. DH: "hanisy ratsy azy amin'izay mety ho fomba rehetra"