plt_tn/1sa/23/21.md

524 B

Yaveh anie hitahy anareo

Io dia azo atao hoe DH: "Antenaiko fa hitahy anareo Yaveh"

nangoraka ahy ianareo

"nolazainareo tamiko izany"

Fantaro sy tadiavo

Saika mitovitovy hevitra ihany ireo teny roa ireo ary azo adika ho andian-teny iray. DH: "Fantaro tsara"

Nambara tamiko

Io dia azo atao hoe DH: "Hoy ny olona tamiko hoe" na "Reko fa"

amin'ireo Joda an'arivony rehetra

Fomba fiteny io. DH: ''na dia tsy maintsy hisambotra ny olona rehetra ao Joda aza aho" na "eo amin'ny fianakaviam-ben'ny Joda rehetra"