# Yaveh anie hitahy anareo Io dia azo atao hoe DH: "Antenaiko fa hitahy anareo Yaveh" # nangoraka ahy ianareo "nolazainareo tamiko izany" # Fantaro sy tadiavo Saika mitovitovy hevitra ihany ireo teny roa ireo ary azo adika ho andian-teny iray. DH: "Fantaro tsara" # Nambara tamiko Io dia azo atao hoe DH: "Hoy ny olona tamiko hoe" na "Reko fa" # amin'ireo Joda an'arivony rehetra Fomba fiteny io. DH: ''na dia tsy maintsy hisambotra ny olona rehetra ao Joda aza aho" na "eo amin'ny fianakaviam-ben'ny Joda rehetra"