plt_tn/1sa/23/19.md

693 B

Zifita

Anarana vondron'olona avy any Zifa izany.

sy i Davida ve no miafina any aminay ... Jesimona?

Io fanontaniana fampisainana io dia azo adika amin'ny endrika fanambarana tsotra. DH: "Miafina eto amintsika i Davida ... Jesimona!"

havoana Hakila

Anarana havoana any an-tany efitr'i Joda izany.

Jesimona

Anarana tany efitra akaikin'ny Ranomasina Maty izany. Io koa dia azo adika hoe "Efitra Jodiana"

Hanolotra azy ho eo am-pelatananan'ny mpanjaka

Ny teny hoe "tanana" dia ilazana ny fahefana. Miresaka amin'i Saoly toy ny hoe olon-kafa ireo Zifita mba hampisehoana aminy fa manaja azy izy ireo. DH: "hanolotra an'i Davida aminao mba hanaovanao izay rehetra irianao aminy"