plt_tn/1sa/23/19.md

20 lines
693 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Zifita
Anarana vondron'olona avy any Zifa izany.
# sy i Davida ve no miafina any aminay ... Jesimona?
Io fanontaniana fampisainana io dia azo adika amin'ny endrika fanambarana tsotra. DH: "Miafina eto amintsika i Davida ... Jesimona!"
# havoana Hakila
Anarana havoana any an-tany efitr'i Joda izany.
# Jesimona
Anarana tany efitra akaikin'ny Ranomasina Maty izany. Io koa dia azo adika hoe "Efitra Jodiana"
# Hanolotra azy ho eo am-pelatananan'ny mpanjaka
Ny teny hoe "tanana" dia ilazana ny fahefana. Miresaka amin'i Saoly toy ny hoe olon-kafa ireo Zifita mba hampisehoana aminy fa manaja azy izy ireo. DH: "hanolotra an'i Davida aminao mba hanaovanao izay rehetra irianao aminy"