plt_tn/1sa/23/13.md

20 lines
486 B
Markdown

# eninjato
"600"
# Nambara tamin'i Saoly
Io dia azo atao hoe DH: "Nisy nilaza tamin'i Saoly" na "Hoy izy ireo tamin'i Saoly"
# nandositra
"nitsoaka an'i"
# an'efitr'i Zifa
Anarana tany foana akaikin'ny tanànan'i Zifa io.
# tsy nanolotra azy teo an-tanany
Ny teny hoe "tanana'' dia ilazana ny fahefana. DH: "tsy namela an'i Saoly hanana fahefana amin'i Davida" na "tsy namela an'i Saoly hanao araka izay niriany amin'i Davida" na "tsy namela an'i Saoly hisambotra an'i Davida"