plt_tn/1sa/23/13.md

486 B

eninjato

"600"

Nambara tamin'i Saoly

Io dia azo atao hoe DH: "Nisy nilaza tamin'i Saoly" na "Hoy izy ireo tamin'i Saoly"

nandositra

"nitsoaka an'i"

an'efitr'i Zifa

Anarana tany foana akaikin'ny tanànan'i Zifa io.

tsy nanolotra azy teo an-tanany

Ny teny hoe "tanana'' dia ilazana ny fahefana. DH: "tsy namela an'i Saoly hanana fahefana amin'i Davida" na "tsy namela an'i Saoly hanao araka izay niriany amin'i Davida" na "tsy namela an'i Saoly hisambotra an'i Davida"