plt_tn/1sa/23/10.md

400 B

hoy i Davida

"Nangataka i Davida" na "Nivavaka i Davida"

efa ren'ny mpanomponao tokoa ... araka ny ren'ny mpanomponao ... teneno ny mpanomponao

Ataon'i Davida toy ny hoe olon-kafa izy mba hanehoana fanajana an'i Yaveh. DH: "reko tokoa ... araka ny reko ... lazao amiko"

hanolotra ahy ho eo an-tanany

Eto ny "tanana" dia ilazana ny hery na ny fahefana.

handringana

"handresy tanteraka"