# hoy i Davida "Nangataka i Davida" na "Nivavaka i Davida" # efa ren'ny mpanomponao tokoa ... araka ny ren'ny mpanomponao ... teneno ny mpanomponao Ataon'i Davida toy ny hoe olon-kafa izy mba hanehoana fanajana an'i Yaveh. DH: "reko tokoa ... araka ny reko ... lazao amiko" # hanolotra ahy ho eo an-tanany Eto ny "tanana" dia ilazana ny hery na ny fahefana. # handringana "handresy tanteraka"