plt_tn/1sa/22/09.md

16 lines
334 B
Markdown

# Doega Edomita
Anaran-dehilahy io. Adikao araka ny ao amin'ny 21:17.
# Noba ... Ahimeleka
Anaran-toerana ireo. Adikao araka ny ao amin'ny 21:1.
# Ahitoba
Anaran-dehilahy io.
# Nivavaka tamin'i Yaveh izy mba hanampiany azy, ary nomeny
Nivavaka tamin'i Yaveh i Ahitoba mba hanampiany an'i Davida, ary nomen'i Ahitoba ... Davida