forked from WA-Catalog/plt_tn
334 B
334 B
Doega Edomita
Anaran-dehilahy io. Adikao araka ny ao amin'ny 21:17.
Noba ... Ahimeleka
Anaran-toerana ireo. Adikao araka ny ao amin'ny 21:1.
Ahitoba
Anaran-dehilahy io.
Nivavaka tamin'i Yaveh izy mba hanampiany azy, ary nomeny
Nivavaka tamin'i Yaveh i Ahitoba mba hanampiany an'i Davida, ary nomen'i Ahitoba ... Davida