plt_tn/1sa/22/01.md

24 lines
527 B
Markdown

# an-dava-baton'i
toerana poak'aty ambany tany, izay matetika dia misokatra eny amin'ny sisin'ny havoana, izay lehibe ampy hidiran'ny olona
# Adolama
Anarana bohitra eny akaikin'ny tanànan'i Gata io.
# nahare izany
nandre fa nandeha niafina tao an-dava-bato i Davida
# Ny olona rehetra izay tao anaty fahoriana ... ny olona rehetra izay tsy faly
Filaza-masaka io. DH: "Olona maro izay tao anaty fahoriana ... olona maro izay tsy faly"
# kapiteny
manam-boninahitry ny tafika izay mitarika miaramila
# efa-jato
"400"