# an-dava-baton'i toerana poak'aty ambany tany, izay matetika dia misokatra eny amin'ny sisin'ny havoana, izay lehibe ampy hidiran'ny olona # Adolama Anarana bohitra eny akaikin'ny tanĂ nan'i Gata io. # nahare izany nandre fa nandeha niafina tao an-dava-bato i Davida # Ny olona rehetra izay tao anaty fahoriana ... ny olona rehetra izay tsy faly Filaza-masaka io. DH: "Olona maro izay tao anaty fahoriana ... olona maro izay tsy faly" # kapiteny manam-boninahitry ny tafika izay mitarika miaramila # efa-jato "400"