plt_tn/1sa/21/14.md

765 B

Nahoana no nentinareo eto amiko izy?

Ireo mety ho heviny dia 1) Mangataka i Akisa mba hanazavan'ny mpanompony hoe nahoana no nentin'izy rieo teo aminy i Davida na 2) Mibedy azy ireo amin'ny fanontaniana fampisainana i Akisa. DH: "Tokony ho fantatrareo fa tsy tokony hoentina eto amiko izy."

Tsy ampy olona adala angaha aho, no dia nentinareo eto amiko io mba hanao fihetsika tahaka izao eto anatrehako?

Fibedesana io fanontaniana fampisainana io. DH: "Ampy ny olona adala mandany fotoana eto. Tsy tokony nentinareo teto ity namana ity mba hanao tahaka izao eto anatrehako"

Hiditra ao an-tranoko tokoa ve io namana io?

Io fanontaniana fampisainana io dia azo adika amin'ny endrika fanambarana tsotra. DH: "Aza avela hiditra ao an-tranoko ity namana ity."