plt_tn/1sa/21/05.md

28 lines
750 B
Markdown

# Nahatandri-tena tamin'ny vehivavy tokoa izahay
Io dia azo aika hoe DH: "efa nitandri-tena tamin'ny vehivavy izahay"
# telo andro
"3 andro"
# isaky ny miainga aho
"rehefa manomboka ny diako aho"
# Efa natokana ny fananan'ireo lehilahy ireo
Io dia azo adika hoe DH: "Efa natokan'ireo lehilahy izay azy ireo"
# Mainka aza voatokana izay hananan'izy ireo ankehitriny
Teny tsaotra io, fa tsy fanontaniana. Io dia azo adika hoe DH: "Indrindra fa androany dia hanokana izay hananany izy ireo"
# ilay mofo izay voatokana
Io dia azo adika hoe DH: "ny mofo izay natokan'ireo mpisorona"
# izay efa nesorina teo anatrehan'i Yaveh, mba hametrahana
Io dia azo adika hoe DH: "izay nesorin'ny mpisorona teo anatrehan'i Yaveh, mba hametrahan'izy ireo"