plt_tn/1sa/21/05.md

750 B

Nahatandri-tena tamin'ny vehivavy tokoa izahay

Io dia azo aika hoe DH: "efa nitandri-tena tamin'ny vehivavy izahay"

telo andro

"3 andro"

isaky ny miainga aho

"rehefa manomboka ny diako aho"

Efa natokana ny fananan'ireo lehilahy ireo

Io dia azo adika hoe DH: "Efa natokan'ireo lehilahy izay azy ireo"

Mainka aza voatokana izay hananan'izy ireo ankehitriny

Teny tsaotra io, fa tsy fanontaniana. Io dia azo adika hoe DH: "Indrindra fa androany dia hanokana izay hananany izy ireo"

ilay mofo izay voatokana

Io dia azo adika hoe DH: "ny mofo izay natokan'ireo mpisorona"

izay efa nesorina teo anatrehan'i Yaveh, mba hametrahana

Io dia azo adika hoe DH: "izay nesorin'ny mpisorona teo anatrehan'i Yaveh, mba hametrahan'izy ireo"