plt_tn/1sa/21/03.md

587 B

Koa inona ary

Manomboka amphan-dresaka vaovao i Davida.

inona ary no an-tananao izao?

Eto ny hoe "an-tananao" dia midika hoe azo alaina. DH: "Inona no sakafo hanananao izay azonao omena ahy?"

Omeo mofo dimy aho

Fangatahana am-panajana io.

mofo tsotra

mofo izay tsy nampiasain'ny mpisorona tamin'ny fanompoana

mofo masina

mofo izay nampiasain'ny mpisorona tamin'ny fanompoana

raha nahatandri-tena tamin'ny vehivavy ireo tovolahy

Io dia azo adika ho fehezanteny feno. DH: "Mahazo mihinana izany ireo lehilahinao raha tsy niara-nandry tamin'ny vehivavy vao haingana"