# Koa inona ary Manomboka amphan-dresaka vaovao i Davida. # inona ary no an-tananao izao? Eto ny hoe "an-tananao" dia midika hoe azo alaina. DH: "Inona no sakafo hanananao izay azonao omena ahy?" # Omeo mofo dimy aho Fangatahana am-panajana io. # mofo tsotra mofo izay tsy nampiasain'ny mpisorona tamin'ny fanompoana # mofo masina mofo izay nampiasain'ny mpisorona tamin'ny fanompoana # raha nahatandri-tena tamin'ny vehivavy ireo tovolahy Io dia azo adika ho fehezanteny feno. DH: "Mahazo mihinana izany ireo lehilahinao raha tsy niara-nandry tamin'ny vehivavy vao haingana"