plt_tn/1sa/20/32.md

503 B

Fa inona no antony tokony hamonoana azy? Inona no nataony?

Miezaka ny hampisaina tsara an'i Saoly ny amin'izay ataony i Jonatana. Io dia azo adika ho fanambarana tsotra, ary ny teny hoe "tokony hamonoana azy" dia azo adika hoe DH: "Tsy manana antony tsara tokony hamonoana azy ianao. Tsy nanao izay ratsy izy."

ny andro faharoan'ny volana

Io "faharoa" io dia filaharan'isa. DH: "ny andro faharoan'ny firavoravoan'ny volana vaovao"

nanala baraka azy

Eto ny hoe "azy" dia manondro an'i Davida.