plt_tn/1sa/20/32.md

12 lines
503 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fa inona no antony tokony hamonoana azy? Inona no nataony?
Miezaka ny hampisaina tsara an'i Saoly ny amin'izay ataony i Jonatana. Io dia azo adika ho fanambarana tsotra, ary ny teny hoe "tokony hamonoana azy" dia azo adika hoe DH: "Tsy manana antony tsara tokony hamonoana azy ianao. Tsy nanao izay ratsy izy."
# ny andro faharoan'ny volana
Io "faharoa" io dia filaharan'isa. DH: "ny andro faharoan'ny firavoravoan'ny volana vaovao"
# nanala baraka azy
Eto ny hoe "azy" dia manondro an'i Davida.