plt_tn/1sa/20/26.md

276 B

Tsy madio izy; azo antoka fa tsy madio izy

Araka ny lalàn'i Mosesy, ny olona izay maloto ara-pomba dia tsy mahazo mandray anjara amin'ny firavoravoana mandra-panambaran'ny mpisorona fa efa madio izy. Averin'i Saoly toy ny hoe mandresy lahatra ny tenany io andian-teny io.