forked from WA-Catalog/plt_tn
4 lines
276 B
Markdown
4 lines
276 B
Markdown
|
# Tsy madio izy; azo antoka fa tsy madio izy
|
||
|
|
||
|
Araka ny lalàn'i Mosesy, ny olona izay maloto ara-pomba dia tsy mahazo mandray anjara amin'ny firavoravoana mandra-panambaran'ny mpisorona fa efa madio izy. Averin'i Saoly toy ny hoe mandresy lahatra ny tenany io andian-teny io.
|