plt_tn/1sa/20/17.md

16 lines
541 B
Markdown

# tia azy tahaka ny fitiavany ny fanahiny ihany izy
Eto ny hoe "ny fanahiny ihany" dia ilazana ny tenany ihany. DH: "tia an'i Davida tahaka ny fitiavany ny tenany ihany i Jonatana"
# Ho tsaroana ianao
Io dia azo atao hoe DH: "Hahatsiaro anao ny raiko"
# rehefa teo am-pelatanana ny raharaha
Eto ny hoe "eo am-pelatanana ny raharaha" dia fomba fiteny ilazana ny fotoana fitrangan'ny zavatra rehetra. DH: "rehefa nitranga ny zavatra rehetra"
# vatolampy Ezela
Anaram-bato ny hoe "Ezela." DH: "ilay vato izay antsoin'ny olona hoe Ezela"