plt_tn/1sa/20/17.md

541 B

tia azy tahaka ny fitiavany ny fanahiny ihany izy

Eto ny hoe "ny fanahiny ihany" dia ilazana ny tenany ihany. DH: "tia an'i Davida tahaka ny fitiavany ny tenany ihany i Jonatana"

Ho tsaroana ianao

Io dia azo atao hoe DH: "Hahatsiaro anao ny raiko"

rehefa teo am-pelatanana ny raharaha

Eto ny hoe "eo am-pelatanana ny raharaha" dia fomba fiteny ilazana ny fotoana fitrangan'ny zavatra rehetra. DH: "rehefa nitranga ny zavatra rehetra"

vatolampy Ezela

Anaram-bato ny hoe "Ezela." DH: "ilay vato izay antsoin'ny olona hoe Ezela"