plt_tn/1sa/20/04.md

12 lines
330 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mandroso hevitra ho fitsapana an'i Saoly Mpanjaka amin'i Jonatana i Davida.
# Rahampitso ny voaloham-bolana
Isaky ny voaloham-bolana rehetra dia nankalaza sy nanatitra sorona ho an'i Yaveh ny vahoaka.
# hatramin'ny harivan'ny andro fahatelo
"hatramin'ny harivan'ny rahafaka ny ampitso"