plt_tn/1sa/20/04.md

330 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mandroso hevitra ho fitsapana an'i Saoly Mpanjaka amin'i Jonatana i Davida.

Rahampitso ny voaloham-bolana

Isaky ny voaloham-bolana rehetra dia nankalaza sy nanatitra sorona ho an'i Yaveh ny vahoaka.

hatramin'ny harivan'ny andro fahatelo

"hatramin'ny harivan'ny rahafaka ny ampitso"