forked from WA-Catalog/plt_tn
8 lines
666 B
Markdown
8 lines
666 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Manampy an'i Davida handositra an'i Saoly Mpanjaka i Mikala. Mampiasa sampy tao an-tokatranony izy mba hahatonga ny fandrian'i Davida ho toy ny hoe matory eo izy.
|
|
|
|
# aka ondana volon'osy izy ka napetrany teo amin'ny lohany, ary norakofany akanjo izany
|
|
|
|
Ireo mety ho heviny dia 1) Natory teo amin'ilay ondana volon'osy ny lohan'ilay sampy ary nampiakanjoan'i Mikala tamin'ny fitafian'i Davida ilay izy, na 2) Nampiasa ny fitafian'i Davida i Mikala mba ho firakotra hanaronana tanteraka ilay sampy ary nataony nitovy tamin'ny volon'i Davida izay mivoaka avy ao amin'ilay firakotra natao tamin'ny akanjo ilay "ondana" volon'osy.
|