plt_tn/1sa/19/12.md

666 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manampy an'i Davida handositra an'i Saoly Mpanjaka i Mikala. Mampiasa sampy tao an-tokatranony izy mba hahatonga ny fandrian'i Davida ho toy ny hoe matory eo izy.

aka ondana volon'osy izy ka napetrany teo amin'ny lohany, ary norakofany akanjo izany

Ireo mety ho heviny dia 1) Natory teo amin'ilay ondana volon'osy ny lohan'ilay sampy ary nampiakanjoan'i Mikala tamin'ny fitafian'i Davida ilay izy, na 2) Nampiasa ny fitafian'i Davida i Mikala mba ho firakotra hanaronana tanteraka ilay sampy ary nataony nitovy tamin'ny volon'i Davida izay mivoaka avy ao amin'ilay firakotra natao tamin'ny akanjo ilay "ondana" volon'osy.