forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
873 B
Markdown
16 lines
873 B
Markdown
# Aoka tsy hanota amin'i Davida mpanompony ny mpanjaka
|
|
|
|
Ataon'i Jonatana toy ny hoe olon-kafa i Saoly mba hampisehoana an'i Saoly fa manaja azy izy. DH: "Aza manota amin'ny mpanomponao"
|
|
|
|
# izy efa nanao ny ainy tsy ho zavatra
|
|
|
|
Eto ny hoe "nanao ny ainy tsy ho zavatra " dia fomba fiteny ilazana hoe nanao vy very ny ainy izy. DH: "nanao vy very ny ainy izy"
|
|
|
|
# Nahoana no hanota hanohitra ny rà tsy manan-tsiny amin'ny famonoana an'i Davida tsy ahoan-tsy ahoana ianao?
|
|
|
|
Mametraka io fanontaniana io i Jonatana mna hibedesana an'i Saoly. Io fanontaniana fampisainana io dia azo adika ho fanambarana tsotra. DH: "Tsy tokony hanota hanohitra ny rà tsy manan-tsiny ianao ka hamono an'i Davida tsy amin'ny antony."
|
|
|
|
# no hanota hanohitra ny rà tsy manan-tsiny
|
|
|
|
Eto ny "rà" dia fibangoan-teny ilazana ny ain'ny olona tsy manan-tsiny. DH: "manao ny fahotan'ny famonoan'olona"
|