plt_tn/1sa/18/27.md

12 lines
343 B
Markdown

# Filistina roan-jato
Io dia azo ato tarehimarika. DH: "Filistina 200"
# hitan'i Saoly, sy fantany
Eto ny dikan'ny hoe "hita" sy "fantany" dia mitovy hevitra ary manamafy fa hain'i Saoly sy azony antoka izany.
# Mikala zanaka vavin'i Saoly, dia tia azy
Eto ny hoe "tia" dia midika fa nanana fahatsapana ho raiki-pitia tamin'i Davida izy.