# Filistina roan-jato Io dia azo ato tarehimarika. DH: "Filistina 200" # hitan'i Saoly, sy fantany Eto ny dikan'ny hoe "hita" sy "fantany" dia mitovy hevitra ary manamafy fa hain'i Saoly sy azony antoka izany. # Mikala zanaka vavin'i Saoly, dia tia azy Eto ny hoe "tia" dia midika fa nanana fahatsapana ho raiki-pitia tamin'i Davida izy.