plt_tn/1sa/18/20.md

16 lines
607 B
Markdown

# Mikala ... tia an'i Davida
Eto ny hoe "tia" dia midika fa nanana fahatsapana ho raiki-pitia tamin'i Davida izy.
# Niteny tamin'i Saoly izy ireo
Eto ny hoe "izy ireo" dia manondro ireo olona izay nahalala ny momba ny fahatsapan'i Mikala, fa tsy Davida sy Mikala.
# mba hanohitra azy ny tanan'ireo Filistina
Ny fanisiana ratsy olona dia resahina toy ny hoe mametraka tanana eo amin'izany olona izany. Eto, i Saoly dia famonoana an'i Davida no resahin'i Saoly. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 18:17. DH: "mba hamonoan'ireo Filistina azy"
# Ho vinanto lahiko ianao
"ho vadin'ny zanako vavy ianao"