plt_tn/1sa/18/10.md

636 B

fanahy mampidi-doza avy amin'Andriamanitra

Eto ny "fanahy mampidi-doza" dia mety ilazana ny "fanahy izay mitondra fahoriana" na "fanahy ratsy." Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 16:14.

fanahy mampidi-doza avy amin'Andriamanitra nidina teo amin'i Saoly

Ny andian-teny hoe "nidina teo amin'ny" dia midika fa nitarika an'i Saoly ilay fanahy mampidi-doza. Amin'ity toe-javatra ity izany dia midika fa nahatonga an'ny Saoly hikorontana sy hanao toy ny adala izany. Jereo ny nandikanao ny andian-teny mitovy amin'izany ao amin'ny 10:5.

ary nirediredy

"ary nanao toy ny adala izy"

nomba azy Yaveh

"Nomba an'i Davida i Yaveh"