# fanahy mampidi-doza avy amin'Andriamanitra Eto ny "fanahy mampidi-doza" dia mety ilazana ny "fanahy izay mitondra fahoriana" na "fanahy ratsy." Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 16:14. # fanahy mampidi-doza avy amin'Andriamanitra nidina teo amin'i Saoly Ny andian-teny hoe "nidina teo amin'ny" dia midika fa nitarika an'i Saoly ilay fanahy mampidi-doza. Amin'ity toe-javatra ity izany dia midika fa nahatonga an'ny Saoly hikorontana sy hanao toy ny adala izany. Jereo ny nandikanao ny andian-teny mitovy amin'izany ao amin'ny 10:5. # ary nirediredy "ary nanao toy ny adala izy" # nomba azy Yaveh "Nomba an'i Davida i Yaveh"