plt_tn/1sa/17/57.md

16 lines
332 B
Markdown

# teny an-tanany
Eto ny mpisolotena tampisaka "-ny" dia manondro an'i Davida.
# Zanak'iza ianao
"Iza no rainao"
# Zanak'i Jese Betlehemita mpanomponao aho
"Jese, ilay Betlehemita no raiko"
# Jese Betlehemita mpanomponao aho
Nataon'i Davida hoe "mpanomponao" ny rainy mba hanehoana fa nahatoky tamin'i Saoly Mpanjaka i Saoly.