# teny an-tanany Eto ny mpisolotena tampisaka "-ny" dia manondro an'i Davida. # Zanak'iza ianao "Iza no rainao" # Zanak'i Jese Betlehemita mpanomponao aho "Jese, ilay Betlehemita no raiko" # Jese Betlehemita mpanomponao aho Nataon'i Davida hoe "mpanomponao" ny rainy mba hanehoana fa nahatoky tamin'i Saoly Mpanjaka i Saoly.