plt_tn/1sa/17/55.md

490 B

Rehefa nahita an'i Davida ... i Saoly

Efa niseho talohan'ny namonoan'i Davida an;i Goliata ny resaka ao amin'ny 17:55-56. DH: "Rehefa nahita an'i Davida i Saoly" na "Taloha kelin'ny nahitan'i Saoly an'i Davida"

nivoaka nanohitra an'ilay Filistina

"nandeha niady tamin'ilay Filistina"

zanak'iza io tovolahy io

"iza no rain'io tovolahy io"

Raha mbola velona koa ianao

Fomba fianianana fa marina izay ho lazainy io.

hoe zanak'iza io zazalahy io

"iza no rain'io zazalahy io"