# Rehefa nahita an'i Davida ... i Saoly Efa niseho talohan'ny namonoan'i Davida an;i Goliata ny resaka ao amin'ny 17:55-56. DH: "Rehefa nahita an'i Davida i Saoly" na "Taloha kelin'ny nahitan'i Saoly an'i Davida" # nivoaka nanohitra an'ilay Filistina "nandeha niady tamin'ilay Filistina" # zanak'iza io tovolahy io "iza no rain'io tovolahy io" # Raha mbola velona koa ianao Fomba fianianana fa marina izay ho lazainy io. # hoe zanak'iza io zazalahy io "iza no rain'io zazalahy io"