forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
637 B
Markdown
20 lines
637 B
Markdown
# homeko ho an'ireo vorona eny an-danitra sy ho an'ireo bibidia any an-tsaha ny nofonao
|
|
|
|
Ny famonoana an'i Davida sy ny famelana ny fatiny eo amin'ny tany hohanin'ny biby dia resahin'i Goliata toy ny hoe izy no hanome ny fatin'i Davida ho an'ny biby. DH: "Ho vonoiko ianao, ary hihinana ny fatinao ny voron'ny lanitra sy ny bibidia any an-tsaha"
|
|
|
|
# vorona eny an-danitra
|
|
|
|
"voron'ny habakabaka" na "vorona"
|
|
|
|
# bibidia any an-tsaha
|
|
|
|
"bibidia"
|
|
|
|
# amin'ny anaran'i Yaveh
|
|
|
|
Eto ny hoe "anarana" dia maneho ny hery na ny fahefan'Andriamanitra. DH: "amin'ny herin'i Yaveh" na "amin'ny fahefan'i Yaveh"
|
|
|
|
# izay nihantsinao
|
|
|
|
"izay notevatevainao"
|