plt_tn/1sa/17/44.md

637 B

homeko ho an'ireo vorona eny an-danitra sy ho an'ireo bibidia any an-tsaha ny nofonao

Ny famonoana an'i Davida sy ny famelana ny fatiny eo amin'ny tany hohanin'ny biby dia resahin'i Goliata toy ny hoe izy no hanome ny fatin'i Davida ho an'ny biby. DH: "Ho vonoiko ianao, ary hihinana ny fatinao ny voron'ny lanitra sy ny bibidia any an-tsaha"

vorona eny an-danitra

"voron'ny habakabaka" na "vorona"

bibidia any an-tsaha

"bibidia"

amin'ny anaran'i Yaveh

Eto ny hoe "anarana" dia maneho ny hery na ny fahefan'Andriamanitra. DH: "amin'ny herin'i Yaveh" na "amin'ny fahefan'i Yaveh"

izay nihantsinao

"izay notevatevainao"