plt_tn/1sa/17/17.md

365 B

efaha

Ny efaha iray dia mari-pandrefesana sahala amin'ny 22 litatra eo ho eo.

ny kapitenin'ireo arivo

"ny kapitenin'ny andia-miaramila arivo." Nizara vondron'olona arivo avy ny tafika, ary ny tsirairay amin'ireo vondrona ireo dia nanana kapiteny nitarika azy.

Jereo hoe manao ahoana ireo rahalahinao

"Jereo ary fantaro hoe manao ahoana ireo rahalahinao"