plt_tn/1sa/17/17.md

12 lines
365 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# efaha
Ny efaha iray dia mari-pandrefesana sahala amin'ny 22 litatra eo ho eo.
# ny kapitenin'ireo arivo
"ny kapitenin'ny andia-miaramila arivo." Nizara vondron'olona arivo avy ny tafika, ary ny tsirairay amin'ireo vondrona ireo dia nanana kapiteny nitarika azy.
# Jereo hoe manao ahoana ireo rahalahinao
"Jereo ary fantaro hoe manao ahoana ireo rahalahinao"