plt_tn/1sa/16/11.md

16 lines
481 B
Markdown

# Mboa misy ilay zanako faralahy tavela
"Mbola misy an'ilay zandriny indrindra"
# tsy hipetraka isika
Hay fa niandry mba hipetraka ka hihinana izy ireo. DH: "tsy hipetraka hihinana isika"
# Ary ... endrika
Ny teny hoe "ary" dia ampiasaina eto mba hanamarihana fiatona eo amin'ny fandehan'ny tantara. Eto ny mpitantara dia milaza momba ny olona vaovao ao amin'ny tantara.
# io tovolahy io dia mena volo
Ny teny hoe "mena volo" dia midika hoe matanjaka ny fijery an'i Davida.