plt_tn/1sa/16/11.md

481 B

Mboa misy ilay zanako faralahy tavela

"Mbola misy an'ilay zandriny indrindra"

tsy hipetraka isika

Hay fa niandry mba hipetraka ka hihinana izy ireo. DH: "tsy hipetraka hihinana isika"

Ary ... endrika

Ny teny hoe "ary" dia ampiasaina eto mba hanamarihana fiatona eo amin'ny fandehan'ny tantara. Eto ny mpitantara dia milaza momba ny olona vaovao ao amin'ny tantara.

io tovolahy io dia mena volo

Ny teny hoe "mena volo" dia midika hoe matanjaka ny fijery an'i Davida.